
A CHANGE IS GONNA COME - Sam COOKE
Ho lavitra haretina, ho lavitra tomany ka
Ny Fiadanana, Fifaliana sy Firaisan-kina anie no
Handravaka izy ity.
Miarahaba ny ambanilanitra rehetra e !
Tsy adino isika eto an-tanindrazana, i Madagasikara,
Ao koa ireo lavitra any ampitan-dranomasina !
Mirary taona sambatra
Mirary antsika Malagasy
FAHENDRENA,
FIFANKATIAVANA
Ka hiadana eo amin’ny taniny anie ny Malagasy.
Olga HELISOA, 01.01.2010 Paris
HAPPY NEW YEAR 2010
May this New Year bring newly found prosperity, love, happiness and delight in your life.
Olga HELISOA, 01.01.2010 Paris
Photo Olga HELISOA, 2007 HELI'S KIDS Espace Enfants, Jeunes pour apprendre la langue malgache par les comptines, poèmes, contes, devinettes

