samedi 7 février 2009

Ry MPAMONJY NY MAHANTRA, VONJEO MADAGASIKARA sy ny MALAGASY mamiko !

O Celui qui sauve les pauvres, Sauvez Madagasikara et les Malgaches !


MASOKO MANGANOHANAO
Mitomany feno rano
Noho ny heloka efa vita
Dia nitony raha nahita


REFRAIN
Masonao,ry be fiantra
Ry pamonjy ny mahantra
O voahavotrao lay very
Ry Fitiavana mahery


Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire