Alohan'ny hirosoana dia aoka kely isika mba samy hitsakotsako hijery ny ao anatintsika kely azafady !
OLOMBELONA NOFO SY RA, LENA isika fa TSY sanatria MAINA !
Mba tsy "ho matimaty foana ireo lasana mandritra iny herinandro teo iny"
Ary ireo lasana aza efa TSY FIDINY no EFA AMPY !
Koa mba HISOROHANA NY RATSY METY HITRANGA sy mba TSY HANARARAOTAN'NY RATSY HANOHY ny efa vita dia miangavy re ray olona o !
AOKA ISIKA mba samy HANANA "FO MIANTRA"!
AOKA ISIKA SAMY HIFAMPIANTRA !
Fa tsy HIHEBOHEBO ka HANAPATRA NY FO VATO ka sahy hanopa ireo IRAY RA amintsika (Kely loha,
idiots, mialona...sns) !
AVELAO NY "ENTIM-PO" ! AMPY IZAY !
SAMY EFA NAMOAKA IZAY TSY NETY AVOKOA !
Koa ampy e !
Ahoana no hasahiatsika milaza fa "matahotra an'Atra" "Mivavaka" sns...Raha toa ka ny mpiray ra amintsika aza TSY TIANTSIKA satria tsy avy any an-tanàna, tsy mitovy amintsika (halako i ... sns...)
Ahoana no hafahan'ny olona hanaraka ny zavatra lazaintsika raha toa ka FANKAHALANA foana no mivoaka io vavatsika io ?
OLOMBELONA anie isika e !
METY DISO AVOKOA isika FA NY MISISIKA AMIN'NY HADISOANA no TSY METY !
Koa miangavy re !
Avelao ny "hache de la guerre" fa AINA NO FETRA e !
EFA AMPY IREO LASANA !
Izaho manokana dia nidradradradra ny HITAKO FA TSY NETY teto ary tsy nafeniko koa fa TSY FITADIAVANA SEZA no nanaovako izany fa noho NY FIAINAM-PIRENENA mila OLONA MILAZA NY TSY METY mba :
- Hanovàna ny MELOKA HAHITSY
- HIHAINO NY BE MARENINA izay mifikitra amin'ny TSY METY ATAONY
- MBA HISOROHANA NY TOY IZAO MAHAZO ANTSIKA IZAO
= FATY MIVALAPATRA ERAN'NY TANANA !
Satria vao tezitra, vao mihevitra ratsy isika, vao tia tena isika dia EFA MPAMONO OLONA = POROFOn'izany ireo maty herinandro izay !
Ho ANTSIKA MALAGASY rehetra : MAILO !
MITANDREMA isika ! Aza manao zavatra mety hahafaty antsika ary indrindra indrindra ireo NAMATSIKA !
AOKA TSY HANAO IZAY HAHAMORA NY ASAN'NY RATSY ISIKA !
ADY AMIN'NY RATSY no HATREHATSIKA koa MAILO
1/ ara-panahy aloha, satria io no maha-olona antsika ary raha meloka io dia mora manaonao foana isika !
2/ Rahefa arahinao io eo ambony io dia manaraka hoazy ny SISA !
Indro atolotro ho tsakotsakoana "LA LIBERTE"
"Ny tena OLOMBELONA dia izay mahatsapa ny hadisoany sy ny fahalemeny ka tsy mifikitra amin'izany fa MANARINA IZANY" - Olga HELISOA
LA LIBERTE
Le droit d'être libre, ça comprend aussi bien le droit de
se tromper que le droit de réussir. L'un ne va pas sans l'autre.
On ne peut être aussi exact que l'heure de tomber.
On ne peut forcer quelqu'un à toujours faire preuve d'intelligence.
Tout comme on ne peut être forcé de toujours réussir.
La liberté, c'est pour les êtres humains.
Les forts comme les faibles, les heureux comme les tristes,
les généreux comme les égoïstes, les humbles comme les fiers,
les durs comme les faibles, les exaltés comme les dépressifs.
La liberté, c'est le lieu où s'affrontent le paradoxe et la contradiction.
C'est le droit d'être le meilleur, mais aussi le droit d'être le pire.
Le droit de parler doit inclure le droit de se taire.
Le droit de participer doit inclure le droit de
s'abstenir lorsqu'on en ressent le besoin.
Le droit de chanter doit inclure le droit de se déclarer muet.
On peut avoir les meilleures intentions et produire du vent.
La vie, c'est ça, aussi. - Pierre Bourgault
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire