jeudi 5 février 2009

Imahagaga et Imahatsanga les frères jumeaux - Tous nos voeux et bénédiction !

L’opération de Imahagaga et Imahatsanga, les frères jumeaux, a bien eu lieu le mercredi 04 février 2009.
TOUT S'EST BIEN PASSE !
LIRE DETAILS ici





PS. L’ETERNEL EST MON BERGER !

He Jehovah no mpiandry ahy
Tsy mba misy atahorako
Raha izy no mitondra ahy
Ahi-maitso no handriako
Eny fa ny tany karankaina
Dia hody saha lonaka
Ary ao amoron-dranon'aina
Hialan'ny foko sasatra.

He Jehovah no mpitarika ahy
Ao an-dalam-pahamarinana
Koa tsy ho kivy ny fanahy
Amin'ny alo-pahafatesana
Hianao ry Tokiko irery
No hiara-dia amiko
Ka ny tsorakazonao mahery
No hanafaka ny tahotro.

Amelaranao latabatra aho
Eo imasom-pahavaloko
Notoloranao kapoaka aho
ka mahery sady afa-po
Eny indrafo tsy hita lany
No hiaraka amiko izao
Mandra-pahatongako ho any
Hanatrehako ny tavanao.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire