mercredi 19 mai 2010

MIARAMILA, Rado - The soldier's prayer - Prière du soldat: Paix, trève de Noël demeurent à jamais sur tout l’Univers !

"O Créateur !
Que notre vie soit toujours Noël
Que la trève de noël demeure à jamais
sur nous et tout l’univers ...
Que la guerre disparaisse à jamais !
Que fusils, canons soient transformés
en instruments
de bienfaisance ...
Que les fonds servent à aider
Ceux qui ont soif de progrès…

- Le soldat qui t'implore de recevoir ses souhaits;
celui qui exécute des ordres qu’il n’aime pas." Extrait du poème de RADO - http://www.freewebs.com/radopoete
Traduction de RAMANATANTARA

"Andriamanitra o !
Ataovy andro noely ny andronay rehetra

Sy izao tontolo izao !
... Mba tsy hisy intsony itony ady itony !
Basy, tafondro hitsonika avokoa
Ho fiasana vao hanjary mpanasoa.
Hanampiana ireo mitady fandrosoana…

Hoy ilay miaramila izay miangavy anao
handray ny faniriany
Kanefa asaina manao ny zavatra tsy tiana !"
RADO - http://www.freewebs.com/radopoete


THE SOLDIER'S PRAYER

" O Lord !
Be our life always Christmas...
The truce of Christmas lives for ever
On us and all the universe...
... War disappears for ever !
Rifles, artillery are transformed
In instruments of charity...
Funds serve to help
Those who are thirsty of progress …

- O Powerful Lord,
Receive these wishes.
A soldier who executes orders he doesn't like.
- Poem RADO - http://www.freewebs.com/radopoete
Translation RAMANATANTARA




VAVAKY NY MIARAMILA
Ontsa, vaky ny fo amin’ny zava-mitranga eran-tany ary anatin' izany i Madagasikara !


Indro entina eto tononkalon'i RADO mba hitodika amin’Ilay tsy manam-petra isika; hivavaka ka tena hiova fo
sy fiainana mba ho FIADANANA sy FAHASAMBARANA no hiainantsika ka ho fanasin'ny tany sy ny firenena isika.

Aoka tsy ho fahazarana ho antsika ny mivavaka,
Aoka tsy ho fomba fihetsika entina miseho ivelany fotsiny ny mivavaka,

Aoka tsy hanao mpivavaka alahady, sabotsy fa mpangalatra mandavan-taona isika ! Olga HELISOA, 19,05,2010

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire