Ny ray sy ny reny no mansoandro sy volana manazava ny andron’ireo zanany ety
amin’ity tany fandalovana feno tomany ity ! – Tiavo izy ireo – Miarahaba ny Ray rehetra e ! - O. HELISOA, Parisy, 20,06,2010
Mitoetra foana ny fitiavan’ny ray ny zanany. Na dia sarotra aza ny mitaiza, ny maneho fitiavana !
Toy ny zava-drehetra fianatra izany koa "Mahereza mikarakara ireo zanaka !" - O. HELISOA, Parisy, 20,06,2010
Love me - FATS DOMINO
L'amour du père pour son enfant demeure à jamais ;
Même si parfois, il le manifeste avec maladresse.
L’amour filial s’apprend comme toutes choses ici-bàs – Bonne fête des Pères - O. HELISOA, Paris,20,06,2010
My blue heaven - FATS DOMINO
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire