lundi 22 mars 2010
Le printemps, la vie, l'espoir - Aina, Fanantenana
Summertime - Sam Cooke - Funny video clips are a click away
AROVY ARY AZA ADINOINA NY AINA
Tsarovy fa n'inon'inona zavatra mitranga sy iainana ka na faly na toro ny fo dia mbola ao izay ny AINA.
NY AINA no harena lehibe fahasoavana natao ho tsinjovintsika.
Satria "Raha mbola misy Aina dia mbola misy Fanantenana eo amin'ny Zanak'olombelona".
Anjarantsika no miaro sy mikolokolo izany amin'ny fomba rehetra ka atomboka amin'ny Fifankatiavana, ny Fifanajana, ny fiarovana ny zo aman-kasin'ny Hary rehetra izany.
Izany no tanteraka dia hitoetra sy hitombo ny Fahasoavana maro toy ny Fiadanana, Filaminana.
Ho tanteraka amin'i Madagasikara Nosy malala sy amintsika Malagasy rehetra eran-tany anie izany. - Olga HELISOA, 22,03,2010
VOICI LE PRINTEMPS !
Après des mois enneigés, voici le soleil !
"C'est la renaissance" dit-on. Par cette petite expression, on oublie que l'essentiel était toujours là :"LA VIE" !
Oui, n'oublions pas que malgré l'adversité, ses diverses facettes : pauvreté, guerres, maladies, solitude, il nous reste encore l'essentiel : LA VIE !
Seulement, à nous d'entretenir cette vie par toutes les manières; en commençant par l'Amour et le Respect d'autrui et l'entraide.
Alors, "COURAGE !" - Olga HELISOA, 22,03,2010
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire