dimanche 7 mars 2010

Journée Internationale de la Femme 2010



Nombreuses sont les femmes des pays pauvres qui font en moyenne 2 à 3 kilomètres par jour pour aller chercher de l'eau ou de la nourriture pour leur famille.
A Madagascar, dans le sud, elles utilisent souvent le seau qui leur sert aussi bien pour transport de la nourriture que de l'eau, denrée rare ! (Photo)
Le problème de l'eau fait partie des principaux besoins fondamentaux de tout être humain.

L'eau, c'est la Vie.
La santé publique, l'économie d'un pays dépendent de plus en plus de l'eau qui devient de plus en plus rare.
En règle générale, c'est la femme qui subit toutes les difficultés qui en découlent.
A chaque pays revient le choix d'en faire un enjeu national primordial.
Notre espoir est que Madagascar aura la Sagesse de choisir la "Vie" et non "l'intérêt financier"
Olga HELISOA , Paris, 07, 03, 2010


Comment la pénurie d’eau affecte les pauvres - Exemple de l’Afrique du Sud


ANDRO IRAISAM-PIRENENA HO AN'NY VEHIVAVY TAONA 2010
Maro ireo vehivavy any amin'ny tany mahantra no manao 2 na 3 kilaometatra isan’andro rahefa matsaka rano
na mitady sakafo ho an’ny fianakaviany.
Izany no antony ahitana azy ireo matetika any atsimon’i Madagasikara mampiasa fandraofana rano izay sady hitondrany sakafo na hatsakany.
(Sary)

Anisan’ny zo voalohany ilain’ny olombelona ny fananana rano iainana.
Ny fahasalamana sy ny aim-pirenena no iankinan’ny fandrosoana ; ary ny fandrosoana dia miankina amin’ny fananana rano madio, ampy hiainana sady azo mora.

Mampalahelo anefa fa mananosarotra izany ary matetika dia ny vehivavy no miaina izany fahasahiranana izany.
Anjaran’ny firenena tsirairay avy no misafidy ny hametraka ny rano ho antoky ny fiainam-pireneny koa manao izany ho matoan-daharana anivon’ireo raharaham-pireneny.
Aina ny rano.
Ny fandrosoana mitaky safidy koa mirary izahay mba ho ny "aina" fa tsy ny "vola" no ho safidin’ ny firenena malagasy.Olga HELISOA , Paris, 07, 03, 2010

Ohatra ho antsika ny ataon'ny Afrika atsimo

Eau démocratisée en Afrique du Sud

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire