Cette chanson est la propriété de l’auteur compositeur malgache RAKOTOZANANY STANISLAS
Cette chanson a fait connaître aussi un groupe artistique malgache SAKELIDALANA
Donc le groupe ci-présent n’est qu’INTERPRETE.
"Interdis-toi de baisser les bras mais lutte toujours !" RAKOTOZANANY STANISLAS - Olga HELISOA, 24,09,2009
Feo sy tononkiran'i RAKOTOZANANY STANISLAS
Io hira io koa no nampalaza an’ny tarika SAKELIDALANA izay nihira maro tamin’ireo hiran’i RAKOTOZANANY STANISLAS !
Niasa ary mbola miara miasa amin'ny fikambananam-pihira maro izy koa asa izay nifanarahany fa ny mitoetra dia an'i RAKOTOZANANY STANISLAS io hira io fa MPIHIRA FOTSINY (INTERPRETE) ny sisa
rehetra !
"Fadio ny miondrika fa miady hatrany !" RAKOTOZANANY STANISLAS - Olga HELISOA, 24,09,2009
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire